| Entry | teboka aman-paingo | |
| Part of speech | locution | |
| Elementary words | teboka, amana, paingo | |
| Mari-pijanonan-tsoratra: -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1] | ||
| Semicolon [3.1] | ||
| Point-virgule [1.5, 1.13] | ||
| ";" [3.1] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | teboka roa ~ teboka telo ~ teboka famaranana | |
| Tables and plates | Punctuation marks and other marks | |
| Updated on 2023/01/01 |
|